Teny iditra manokana (tokana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [Rajemisa 1985]
 tsy iraisana amin'ny hafa [SLP 1986]
Famaritana frantsay propre; particulier [SLP 1986]

Teny iditra manokana (tokana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
¶ Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manokana
nanokana
hanokana
manokàna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manokàna (tokana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/10/05