Teny iditra manokana (tokana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
 Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Propre; particulier [1.13]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra manokana (tokana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manokana
Ny lasa : nanokana
Ny hoavy : hanokana
Filaza mandidy : manokàna
Kamban-teny 

Teny iditra manokàna (tokana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25