|
|
|
|

Teny iditra1  manokom-bary olona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe)
Voambolana  4  Fotoana
Singan-teny  5  manokom-bary, olona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07