Teny iditra manokona (tokona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarakara ny sakafo andrahoina, manietraka azy eo ambony toko: Andeha hody aho hanokombary, [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manokona
nanokona
hanokona
manona
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manokòna (tokona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04