Teny iditra (1/2) | 1 manokona |
Fototeny | 2 tokona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikarakara ny sakafo andrahoina, manietraka azy eo ambony toko: Andeha hody aho hanokom-bary, [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 manokòna |
Fototeny | 11 tokona |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokona |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 16 manokona, manokòna, manokona, manokòna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |