|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manolana
Fototeny  2  olana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan-damba
Mamoritra: Manolam-pary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to twist rope
6  [1.7] to twist, to complicate
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] tordre, rendre compliqué
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)12  mañolana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Tambahoaka] maka vehivavy amin-kery
15  [1.78] [Sihanaka] maka vehivavy anterisetra

Teny iditra (3/3)16  manolàna
Fototeny  17  olana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]

Fivaditsoratra  20  amalonan, anolanam, manalona, manoalan, manolana, manolàna, mañolana, namalona, namolana, nanamalo, nanoalam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08