|
|
|
|

Teny iditra1  manolo-tsaina
Singan-teny  2  manolotra, saina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  manoro hevitra na mampiseho izay heveriny ho mety amin' ny tokony hatao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to give advice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  conseiller [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25