|
|
|
|

Teny iditra1  manombika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maka sombintsombiny na potipotiny amin' ny vataben-javatra iray: Manombi-kena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to collect small pieces of meat
In the provinces it means to retain a portion of anything for one's own use.
5  [1.7] to trim little pieces of meat from bones and other cuts
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] prendre des petits morceaux de viande sur les os, etc
Ohatra  7  [1.437#] Raha toloran' olon-kanina na zavatra, dia mananty tanan-droa fa azo atao ny manombika.
Fototeny  8  ombika
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny manombika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11