Teny iditra |
manombina
(tombina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manombina |
Ny lasa : |
nanombina |
Ny hoavy : |
hanombina |
Filaza mandidy : |
manombèna |
|
|
Teny iditra |
manombina
(sombina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maka manala ilany kely: Manombin-kena Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanombina ny sofiny [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manombina |
Ny lasa : |
nanombina |
Ny hoavy : |
hanombina |
Filaza mandidy : |
manombìna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
manombìna
(sombina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manombina
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|