Teny iditra (1/2) | 1 manompana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandraikitra, manankina: Betsaka no manompana ny fanantenany amin'ny hevi-dravina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to tie, to join, as dovetailed boards, etc. |
Fototeny | 5 ompana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 manompàna |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 ompana |
Fivaditsoratra | 15 anamponam, anompanam, mampanaon, manampòna, manampona, manompàna, manompana, mpanomana, nampanaom |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/24 |
![]() |