Teny iditra (1/2) | 1 manompana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 ompana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mandraikitra, manankina: Betsaka no manompana ny fanantenany amin'ny hevi-dravina |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to tie, to join, as dovetailed boards, etc. |
Teny iditra (2/2) | 10 manompàna |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompana [Fitanisana] |
Fototeny | 12 ompana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 anamponam, anompanam, mampanaon, manampona, manampòna, manompana, manompàna, mpanomana, nampanaom |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |