Teny iditra (1/2) | 1 manondana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manohana (ny lohan' ny olona marary ka misolo ondana ho azy) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to bolster up. |
Fototeny | 5 ondana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 manondàna |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manondana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 ondana |
Fivaditsoratra | 15 andanonam, anondanam, Manandona, mandanòna, mandañona, mandanona, manondàna, manondana, nanamando, nandoanam, nandomana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |