Teny iditra | manondana (ondana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manohana (ny lohan' ny olona marary ka misolo ondana ho azy) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To bolster up. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manondàna (ondana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manondana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | Manandona, mandanona, manondana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |