Teny iditra manongoa (tongoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manavosa, manavovona, mampifanongoa: Manongoava vato eto amin' itỳ toerana itỳ [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manongoa
nanongoa
hanongoa
manongoava

Teny iditra manongoa (tsongo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongo [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/10/19