Teny iditra manongona (songona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
¶ Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
¶ Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manongona
nanongona
hanongona
manonna
Teny mitovy hevitra misongona

Teny iditra manongòna (songona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05