|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manonona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa"
Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho
Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to pronounce, to speak a name
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8, 1.5] prononcer
6  [1.8] dire le nom de quelqu'un
7  [1.5] dire le nom
Ohatra  8  [2.472] Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
9  [2.48] Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe:
Fototeny  10  tonona
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)15  manonona
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3] calmer, apaiser
Fototeny  19  onona
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)24  manonòna
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3]
Fototeny  28  onona, tonona

Fivaditsoratra  29  amononan, anononam, manonona, manonòna, namonoan, namonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/05