Teny iditra (1/3) | 1 manontona |
Fototeny | 2 tontona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 manakapoka, manintsana: Manontona tsihy 5 mikapoka na mandona amin-javatra: Manontona ny lamba sasana 6 manampy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 manontòna |
Fototeny | 12 tontona |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontona |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 17 manontona |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Karazan-javamaniry toy ny Ramilamina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 (de tontona : action d'exprimer, ou d'essorrer). Nom donné à plusieurs petites plantes aquatiques flottantes. Notamment : Lemna minor L. et Lemna paucicostata Hegelm. (Araceae), les « lentilles d'eau ». Azolla pinnata R.Br. (Salviniaceae). Cette dernière encore appelée ramilamina (Malzac). On exprime le suc de ces petites plantes nageantes, il contient de nombreux infusoires, des Diatomées, etc. On lui prête des vertus rafraîchissantes et il est administré à des malades fébricitants. Mais cette pratique n'est pas sans danger, les eaux pouvant être polluées. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 23 manontona, manontòna, manontona, manontòna |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |