Teny iditra (1/2) | 1 manony |
Fototeny | 2 tony |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra 5 Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanjò ny mpamangy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to calm, to pacify [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 calmer, apaiser [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mañony |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 manonona [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 15 manony, mañony, monany, manony, mañony, monany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |