Teny iditra manopatopa (topatopa (topa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny mitopatopa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to agitate water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay agiter l'eau [Hallanger 1974]
Endriteny 
manopatopa
nanopatopa
hanopatopa
manopatopà

Teny iditra manopatopà (topatopa (topa))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manopatopa [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/16