|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manorirana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  horirana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to set on edge
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] mettre sur son bord ou côté
Ohatra  11  [2.131] raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana

Teny iditra (2/2)12  manoriràna
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorirana [Fitanisana]
Fototeny  14  horirana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  anoriranam, manary rano, manoriràna, manorirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/06