Teny iditra | 1 manorisory |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 sorisory |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to vex, to chagrin |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] vexer, agacer |
Ohatra |
11 [2.5] Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |