Teny iditra | 1 manoroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything. 5 [1.7] to kiss |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] baiser, embrasser |
Ohatra |
7 [2.996] Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra. |
Fototeny | 8 oroka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny manoroka io |
Fivaditsoratra | 14 manakoro, manoroka, mokarano, namorako, Namoroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |