|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mañose
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro
Tovy hevitra  4  mañosy

Teny iditra (2/2)5  manose
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manosy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3]
Fototeny  9  hosy

Fivaditsoratra  10  anosem, maneso, manose, mañose, masoñe

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19