|
|
|
|

Teny iditra1  manoso-dratsy
Singan-teny  2  manosotra, ratsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to speak evil of someone
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] calomnier, médire
Tovy hevitra  7  manoso-potaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25