Teny iditra | 1 manoso-dratsy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to speak evil of someone |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] calomnier, médire |
Singan-teny | 6 manosotra, ratsy |
Tovy hevitra | 7 manoso-potaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |