Teny iditra (1/2) | 1 manototra |
Fototeny | 2 tototra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manarona: Manototra tany ny vodihazo Mameno: Manototra nahandro ny latabatra Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao Manafotra: Manototra henatra olona 5 [1.13] mameno ny banga |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to fill with earth etc.; to cover |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#736] couvrir 8 [1.3#736, 1.13] combler 9 [1.8] combler de terre, etc. |
Ohatra |
10 [2.445#] manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy. 11 [2.445#] manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 manotòtra |
Fototeny | 17 tot |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3#736] secouer les fils en les raidissant pour les égaliser |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 25 amontotra, antomotra, manotòtra, manototra, namototra, natomotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |