Teny iditra | 1 manotraka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao |
Ohatra |
4 [2.996#] Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 anakotram, manakotra, manakòtra, manatroka, manokatra, mañokatra, manotraka, namokatra, namotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |