|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manotrika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  otrika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo
Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo
Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka
10  [1.13] mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka
mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] to ripen fruit in a closed space
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.13] faire mûrir
fermenter
mettre en latence
13  [1.8] faire mûrir des fruits artificiellement; comploter

Teny iditra (2/2)14  manotrika
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  16  kotrika
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bezanozano] mikotrika

Fivaditsoratra  18  ikotranam, manakotry, manikotra, manokatry, manotraky, mañotraky, manotrika, mikotrana, mikotràna, notakarim

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10