Teny iditra manotrona (otrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina
Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To escort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Escorter, accompagner [1.8]
Ohatra Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manotrona
Ny lasa : nanotrona
Ny hoavy : hanotrona
Filaza mandidy : manotròna

Teny iditra manotròna (otrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manotrona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20