Teny iditra (1/4) | 1 manova |
Fototeny | 2 ova |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to change |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] changer, modifier |
Ohatra |
7 Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [2.471] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 12 manova |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Bara]
manampy |
Teny iditra (3/4) | 15 manova |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Taisaka]
manakatona |
Teny iditra (4/4) | 18 manovà |
Fototeny | 19 ova |
Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manova [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] |
Fivaditsoratra | 23 anovam, manavo, manavo-, manovà, manova, naovam, navaom |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |