Teny iditra | manovaka (ovaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manendaka hoditra manify; manongo mafy izaitsizy [1.1] | ||||||||
Manendaka voamaina amin'ny taolana [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | égrener Enlever le copeau. [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manavoka, manovaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |