|
|
|
|

Teny iditra1  mantamanta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy dia tena manta
Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta
Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta
Ohatra  4  [2.472] Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna.
Fototeny  5  manta
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mantamanta io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11