Teny iditra (1/3) | 1 mantsaka (tsaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manovo rano eny andoharano na amin' ny lava-drano namboarina: Indreny ny tovovavy mitanjozotra miloloha siny avy nantsaka tany atsinanan-tanàna [1.1] |
Ohatra |
4 Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mantsaka io |
Teny iditra (2/3) | 10 mantsakà (tsaka) |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mantsaka |
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 13 mantsaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fanazavàna teny frantsay |
16 (de ntsaka : action de puiser de l'eau, cet arbuste marque, dit-on, les sources d'eau propre, potable). Nom donné à plusieurs arbustes à feuilles persistantes. Notamment : Enterospermum sp. (Rubiaceae). D'après Debray, les feuilles sont vendues jusque sur le marché de Tuléar, leur décocté est administré comme vermifuge, surtout aux enfants (réf. Debray 1006). [Sakalava]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 mantsaka, mantsakà, mantsaka, mantsakà |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |