|
|
|
|

Teny iditra1  maodimaody
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  maody
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] suspicious, apprehensive
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] soupçonneux, méfiant
Tovy hevitra  8  maody

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29