|
|
|
|

Teny iditra1  maotina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] modeste, réservé, paisible, calme
Ohatra  5  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
6  Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499]
Sampanteny 
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  9  maotona

Fivaditsoratra  10  anitoam, itamoan, itaoman, manaito, mañatoy, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, tamonay, taomina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31