|
|
|
|

Teny iditra1  marani-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1]
Ohatra  4  nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. [2.332#]
Singan-teny  5  maranitra, saina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny marani-tsaina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25