|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  maranitra
Fototeny  2 ranitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny antsy
5 Mitsilotsilo loha: Fantsika maranitra omena ahy fa dombo loatra ity
6 Kinga, matsilo saina: Maranitra itỳ mpianatra itỳ ka tsy mahagaga raha mahomby rahatrizay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 sharp; very clever [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 aigu, pointu, tranchant [1.13]
9 s'applique aux parfums à odeur pénétrante [1.196]
Mpanahaka  10  fiharatra, 11  kitsoloha, 12  kitsoina, 13  kivahivahiny, 14  maranidohafilo, 15  miezoezo, 16  milohalefona, 17  mipilopilo, 18  miranirany, 19  mitsilotsilo, 20  tsamaka, 21  tsoky, 22  tsokiloha
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 10 misy io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 25  maranitra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny anglisy  27 a former name of the soldiers who guarded the sovereign [1.2]
Voambolana  28  Miaramila

Teny iditra (3/4) 29  maranitra
Fototeny  30 ranitra
Sokajin-teny  31  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  32 to cohabit though not married. [1.2]
Haiendriteny 
33  Ny ankehitriny :
34  Ny lasa :
35  Ny hoavy :

Teny iditra (4/4) 36  maranitra
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 [Betsileo] Nom cité par Richardson (Dictionnaire Anglais-Malgache). Vernonia exserta Baker (Asteraceae). Arbuste à rameaux couverts d'un duvet brun. Très odoriférant. On en fait des bains de vapeur surtout dans les cas de contusions et pour activer la circulation périphérique. [1.196]
Voambolana  39  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  41 manaritra, maranitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07