Teny iditra | 1 marary ny volana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] misy faribolana manodidina ny volana izay atao koa hoe "latsaka an-tamboho ny volana" |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#3121] La lune est malade: il y a un halo autour de la lune |
Singan-teny | 5 marary, volana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22 |
![]() |