Teny iditra marary ovana (rary, ovana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31