Teny iditra | 1 maratra |
Fototeny | 2 ratra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
simba 5 [1.1] Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] wounded, injured |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être blessé, meurtri |
Ohatra |
8 Tandremo sao maratra! [2.332#] 9 antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346#9] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny maratra io |
Fivaditsoratra | 14 maratra, ramatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |