Teny iditra mareforefo (reforefo (refo))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy mora vaky izaitsizy [Rajemisa 1985]
Ohatra Alo-tovovavy mareforefo toy ny volotra tsofin' ny rivotra no hany tazako vetivety, dia maso roa mibaliaka sady namirapiratra nahitako fahi-tana mahagaga. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Teny iditra mareforefo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy karazan' ahitra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31