Teny iditra | 1 marikoditra |
Singan-teny | 2 marika, hoditra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo 5 [1.62] mihorin-koditra noho ny hatsiaka |
Ohatra |
6 Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. [2.470#] 7 Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#] |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |