Teny iditra | mari-bava | |
Singan-teny | mari- (marika) ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Asa marika tsy soratana fa atao am-bava fotsiny [1.1] | |
Teny iditra | maribava | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tabilaon'ny asa marika atao tsianjery [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Table des opérations arithmétiques [1.13] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |