Teny iditra | 1 marimarika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] suspicious, mistrustful |
Ohatra |
5 [2.296#] Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina. |
Fototeny | 6 marika |
Mpanahaka | 7 maodimaody |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |