Teny iditra marimarika (marika (arika))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy
Mitovy hevitra: maodimaody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Suspicious, mistrustful [1.2]
Ohatra Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23