Teny iditra (1/2) | 1 marimarina |
Fototeny | 2 marina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#435] Uni, vrai |
Ohatra |
5 Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 marimarina |
Fototeny | 10 marina |
Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#435] vraiment, en vérité |
Ohatra |
13 Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529] 14 Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. [2.499] 15 Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. [2.366] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 19 amiramiran, marimarina, miramirana, namiramira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |