|
|
|
|

Teny iditra1  marimaritra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
Afa-dranom-panala, mangorovitsika
Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra
Fototeny  4  maritra
Tovy hevitra  5  maritra
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny marimaritra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11