Teny iditra marimaritra iraisana (maritra, iray)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay le tiède sur lequel on se met d'accord: le juste milieu, le concensus [Urfer: Péril]
Ohatra Fiakaran’ny vidin-tsolika: misy ve ny marimaritra iraisana? [Lakroa , 2012/03/18]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31