|
|
|
|

Teny iditra1  marina mafy
Singan-teny  2  marina, mafy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny enti-manamafy ny filazana fa tena marina izay lazaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13