Teny iditra marina raha (arina, raha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fiteny enti-manda izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha naka ny bokinao aho (mandà mafy izy fa tsy naka) [Rajemisa 1985]
Teny mifanohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31